1 Kings 6:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany koa ny varavarana mankao amin’ny tempoly; nasiany tolanam-baravarana vita amin’ny hazo oliva maniry ho azy, mahafeno ny ampahefatry ny sakan’ny Trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ny varavaran’ny tempoly dia hazo ôliva maniry ho azy no nanaovany ny tolàna, izay nahafeno ny ampahefatry ny rindrina nisy azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa no nanaovana ny varavarana mankao amin’ny atitrano lehibe fa nasiana tolàna hazo ôliva ampahefatry ny sakan’ny tempoly;
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany koa ny varavarana mankao amin'ny ati-trano lehibe, dia nasiany tolam-baravarana hazo oliva mahafeno ny ampahefatry ny sahan-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany koa ny varavarana mankao amin’ny tempoly; nasiany tolanam-baravarana vita amin’ny hazo oliva maniry ho azy, mahafeno ny ampahefatry ny sakan’ny Trano.
malagasy
Dia toy izany koa ny varavarana mankao amin'ny ati-trano lehibe, dia nasiany tolam-baravarana hazo oliva mahafeno ny ampahefatry ny sahan-trano.