1 Kings 6:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lelam-baravarana kopa-droa, vita amin’ny hazo kipreso dia kamban-droa samy nisy savily avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hazo sipresa no nanaovany ny kopa-droa; ny kopaka iray dia nisy lelany roa mahazo mivalona, ny kopaka iray dia nisy lelany roa mahazo mikopaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny lela-varavarana kopa-droa dia hazo kipreso izay samy noravahana mason-drojo roa voasokitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lela-varavarana hazo kypreso kopa-droa dia kamban-droa samy nisy savily avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lelam-baravarana kopa-droa, vita amin’ny hazo kipreso dia kamban-droa samy nisy savily avy.
malagasy
Ary ny lela-varavarana hazo kypreso kopa-droa dia kamban-droa samy nisy savily avy.