1 Kings 6:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nosokirany sarin’ny kerobima sy hazo palma ary voninkazo mivelatra ireo dia nopetahany volamena manify ny sorany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy nosokirina nasiana sarin-kerobima sy rofia amam-boninkazo mivelatra avy ireo, ary nopetahany volamena mifanarakaraka amin’ny sorany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisokirana sarina kerobima sy hazon-drofia ary voninkazo mivelatra teo, ary dia nopetahana volamena ny faritra voasokitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nosoratany nasiany sarin'ny kerobima sy ny hazo rofia ary voninkazo mivelatra ireo, dia nopetahany volamena manify ny sorany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nosokirany sarin’ny kerobima sy hazo palma ary voninkazo mivelatra ireo dia nopetahany volamena manify ny sorany.
malagasy
Ary nosoratany nasiany sarin'ny kerobima sy ny hazo rofia ary voninkazo mivelatra ireo, dia nopetahany volamena manify ny sorany.