1 Kings 6:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny kianja tao anatiny tamin’ny vato voapaika telo andalana sy hazo sedera iray andalana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vato voapaika telo andalana, sy sakamandimby sedera iray andalana no nataony kianja anatiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nohodidinina rindrim-bato voapaika telo andalana mifanongoa sy rairainy sedera iray andalana ny kianja anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny kianja tao anatiny tamin'ny vato voapaika telo andalana sy hazo sedera iray andalana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny kianja tao anatiny tamin’ny vato voapaika telo andalana sy hazo sedera iray andalana izy.
malagasy
Ary nanao ny kianja tao anatiny tamin'ny vato voapaika telo andalana sy hazo sedera iray andalana izy.