1 Kings 6:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny volana Ziva tamin’ny taona fahefatra no nanaovany ny fanorenana ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona fahefatra, volana ziva, no nandatsahana ny tototry ny tranon’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahefatra nanjakàn’i Salômôna, fony volana Ziva, no nametrahana ny fototry ny tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny volana Ziva tamin'ny taona fahefatra, no; nanaovany ny fanorenan'ny tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny volana Ziva tamin’ny taona fahefatra no nanaovany ny fanorenana ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
Tamin'ny volana Ziva tamin'ny taona fahefatra, no; nanaovany ny fanorenan'ny tranon'i Jehovah.Ary tamin'ny volana Bola (volana fahavalo izany), tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo, no nahavitany ny trano araka ny fombany rehetra sy izay rehetra nahamety azy. Dia fito taona no nanaovany azy.