1 Kings 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony makarakara tsy mivoha ny varavarankelin’ny Trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Makarakara tsy miova no nataon’ny mpanjaka varavaran-kelin’ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amin’ny rindrin’ny tempoly dia nisy ireo varavarankely nametahana fefy makarakara.
Malagasy Bible 1865
Ary ny varavarankelin'ny trano nataony makarakara tsy mivoha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony makarakara tsy mivoha ny varavarankelin’ny Trano.
malagasy
Ary ny varavarankelin'ny trano nataony makarakara tsy mivoha.