1 Kings 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasiany efitrano fanampiny izay miankina amin’ny rindrin’ny Trano sady manodidina azy, na amin’ny efitrano lehibe, na amin’ny fitoerana masina indrindra, ary nasiany paosin-trano manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manolotra ny rindrin-trano, dia nasiana rihana manodidina ny rindrin-trano, manodidina ny Fitoerana Masina, sy ny Fitoerana Masina indrindra, nasiany efitrefitra ny lafin-trano manodidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natsangana ny paosin-trano misy rihana roa izay niankina tamin’ny rindrina ivelan’ny efitrano malalaka sy ny efitrano anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny lafin-trano dia nasiany paosin-trano mifanongoa manodidina, na amin'ny ati-trano lehibe, na amin'ny efitra atiny, sady nasiany efi-trano manodidina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasiany efitrano fanampiny izay miankina amin’ny rindrin’ny Trano sady manodidina azy, na amin’ny efitrano lehibe, na amin’ny fitoerana masina indrindra, ary nasiany paosin-trano manodidina azy.
malagasy
Ary tamin'ny lafin-trano dia nasiany paosin-trano mifanongoa manodidina, na amin'ny ati-trano lehibe, na amin'ny efitra atiny, sady nasiany efi-trano manodidina;