1 Kings 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny varavarana mankao amin’ny efitrano antenantenany dia teo amin’ny ilany havanana amin’ny Trano ary tohatra miolikolika no niakarany ho ao amin’ny efitrano antenantenany; avy tao amin’ny efitrano antenantenany indray no niakarany ho ao amin’ny fahatelo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao amin’ny ilany ankavanan’ny trano no fidirana mankao amin’ny rihana eo antenatenany, ary tohatra miholikolika no iakarana ho ao amin’ny rihana antenatenany, ary avy eo amin’ny antenatenany kosa indray ho any amin’ny fahatelo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny varavarana mankamin’ny ambany rihana dia teo amin’ny lafy atsimon’ny tempoly; tohatra miolikolika no niakarana hankamin’ny rihana voalohany; tahaka izany koa no niakarana hankamin’ny rihana faharoa.
Malagasy Bible 1865
Ny varavarana mankao amin'ny efi-trano an-tenatenany dia teo amin'ny ilany ankavanan'ny trano; ary tohatra miolikolika no niakarany ho ao amin'ny efi-trano an-tenatenany, ary avy tao amin'ny an-tenatenany indray no niakarany ho ao amin'ny fahatelony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny varavarana mankao amin’ny efitrano antenantenany dia teo amin’ny ilany havanana amin’ny Trano ary tohatra miolikolika no niakarany ho ao amin’ny efitrano antenantenany; avy tao amin’ny efitrano antenantenany indray no niakarany ho ao amin’ny fahatelo.
malagasy