1 Kings 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natsangany ny Trano ka vitany. Ny nataony tafon’ny Trano dia rairainy nopetahana hazo fisaka sedera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao ny trano izy dia nahavita azy, ary rairainy sy hazo fisaka sedera no natafony ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba hamitana ny fananganana ny tempoly, dia napetaka ny valin-tafo izay nasiana sakamandimby sy hazo fisaka sedera.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no nanaovany ny trano sy nahavitany azy; ary rairainy nopetahany hazo fisaka sedera no nataony tafon'ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natsangany ny Trano ka vitany. Ny nataony tafon’ny Trano dia rairainy nopetahana hazo fisaka sedera.
malagasy
Toy izany no nanaovany ny trano sy nahavitany azy; ary rairainy nopetahany hazo fisaka sedera no nataony tafon'ny trano.