1 Kings 7:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telo amby folo taona no nanaovan’i Solomona ny lapany dia vitany manontolo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
13 taona no nanaovan’i Salômôna ny tranony, dia vitany izy manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanorina lapa ho azy koa i Salômôna; 13 taona no nilainy namitana ny asa rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary telo ambin'ny folo taona no nanaovan'i Solomona ny lapany, dia vita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telo amby folo taona no nanaovan’i Solomona ny lapany dia vitany manontolo izany.
malagasy
[Ny nanaovan'i Solomona ny lapany] Ary telo ambin'ny folo taona no nanaovan'i Solomona ny lapany, dia vita.