1 Kings 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vato voafantina sady lehibe ny fototra, dia vato folo hakiho sy valo hakiho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fototra koa natao tamin’ny vato be vidy, vato lehibe, vato folo hakiho sy valo hakiho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fototra rahateo dia natao tamin’ny vato tsara sady be velarana izay mirefy efatra sy dimy metatra ny halavany;
Malagasy Bible 1865
Ary vato tsara sady lehibe ny fanorenany, dia vato folo hakiho sy valo hakiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vato voafantina sady lehibe ny fototra, dia vato folo hakiho sy valo hakiho.
malagasy
Ary vato tsara sady lehibe ny fanorenany, dia vato folo hakiho sy valo hakiho.