1 Kings 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo ambony dia nisy vato voafantina voapaika araka ny marika, sy hazo sedera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo ambony dia nisy vato be vidy koa voapaika ara-marika, ary hazo sedera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
teo ambonin’izany no nametrahana ny vato voapaika sy ny vatan-kazo sedera.
Malagasy Bible 1865
Ary teo ambony nisy vato tsara voapaika araka ny marika sy hazo sedera;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo ambony dia nisy vato voafantina voapaika araka ny marika, sy hazo sedera.
malagasy
Ary teo ambony nisy vato tsara voapaika araka ny marika sy hazo sedera;