1 Kings 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Solomona mpanjaka dia nandefa iraka haka an’i Hirama avy tany Tiro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka haka an’i Hirama avy any Tira i Salômôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany Tiro dia nisy lehilahy nantsoina hoe Hirama izay mpiasa havanana momba ny halimo. Lehilahy tirianina ny rainy ary vehivavy mpitondratena avy amin’ny fokon’i Naftalỳ ny reniny. Io Hirama io dia tena kinga sy mahira-tsaina ary mahay tsara ny fanaovana ny asa isan-karazany momba ny halimo. Izany no nampiantsoan’i Salômôna mpanjaka azy avy any Tiro mba hanao ny asa rehetra ilany azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona mpanjaka naniraka haka an'i Hirama avy tany Tyro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Solomona mpanjaka dia nandefa iraka haka an’i Hirama avy tany Tiro.
malagasy
[Ny nanaovan'i Solomona ny fanaka momba ny tempoly] Ary Solomona mpanjaka naniraka haka an'i Hirama avy tany Tyro.