1 Kings 7:14 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zanaky ny vehivavy mpitondratena tamin’ny fokon’i Naftaly izy io, fa ny rainy dia lehilahy tiriana, mpiasa varahina. Feno fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahaizana ny asa varahina rehetra izy. Dia tonga tao amin’i Solomona mpanjaka i Hirama ka nanao izay asa rehetra tao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaky ny vehivavy mpitondra tena anankiray amin’ny fokon’i Neftalì izy io, fa ny rainy no Tirianina, mpanefy varahina. Feno fahendrena amam-pahiratan-tsaina sy fahakingana izy, mba hanao ny asa isan-karazany rehetra momba ny varahina. Dia tonga tao amin’i Salômôna mpanjaka izy, ka nahavita ny asany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Zanaky ny vehivavy mpitondra-tena tamin'ny firenen'i Naftaly izy, nefa rainy dia lehilahy Tyriana, mpiasa varahina; feno fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahaizana izy hahavitany ny asa varahina rehetra. Dia tonga tao amin'i Solomona mpanjaka Hirama ka nanao izay asa rehetra tao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zanaky ny vehivavy mpitondratena tamin’ny fokon’i Naftaly izy io, fa ny rainy dia lehilahy tiriana, mpiasa varahina. Feno fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahaizana ny asa varahina rehetra izy. Dia tonga tao amin’i Solomona mpanjaka i Hirama ka nanao izay asa rehetra tao aminy.
malagasy