1 Kings 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny andry varahina roa izy; valo amby folo hakiho avy ny haavon’ny iray ary roa amby folo hakiho ny manodidina azy. Toy izany koa ny faharoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao ny andry varahina roa izy, 18 hakiho ny haavon’ny andry iray, ary kofehy 12 hakiho no maharefy ny haben’ny andry iray hafa manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao andry halimo roa i Hirama, ka sivy metatra ny haavony ary enina metatra ny manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao ny andry varahina roa izy: valo ambin'ny folo hakiho avy ny hahavony, ary roa ambin'ny folo hakiho ny manodidina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny andry varahina roa izy; valo amby folo hakiho* avy ny haavon’ny iray ary roa amby folo hakiho ny manodidina azy. Toy izany koa ny faharoa.
malagasy
Dia nanao ny andry varahina roa izy: valo ambin'ny folo hakiho avy ny hahavony, ary roa ambin'ny folo hakiho ny manodidina azy.[Heb. ny faharoa]