1 Kings 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanamboatra lohany varahina voarendrika roa izy hatao eo amin’ny tampon’ny andry, dimy hakiho avy ny haavony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao koronosy varahina anidina roa izy teo an-tampon’ireo andry; dimy hakiho ny haavon’ny koronosy iray, ary dimy hakiho ny haavon’ny koronosy hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao koronosy roa koa izy hapetraka eo an-tampon’ny andry, ary izany dia halimo narendrika mirefy roa metatra sy sasany avy ny haavony.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao kapitaly varahina roa anidina izy hatao eo amin'ny tampon'ny andry: dimy hakiho avy ny hahavony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanamboatra lohany varahina voarendrika roa izy hatao eo amin’ny tampon’ny andry, dimy hakiho avy ny haavony.
malagasy
Ary nanao kapitaly varahina roa anidina izy hatao eo amin'ny tampon'ny andry: dimy hakiho avy ny hahavony,