1 Kings 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy harato sy rojo miolana amin’ny lohany teo amin’ny tampon’ny andry avy: Fito amin’ny lohany iray ary fito koa amin’ny lohany iray hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasiany makarakara mitarehin-karato sy tanjomiolaka mitarehin-drojo teo amin’ny koronosy izay teo ambonin’ny tampon’ny andry, ka nasiany fito ny koronosy, ary fito ny koronosy hafa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola nohaingoiny sarina harato sy karazana mason-drojo ny koronosy teo an-tampon’ny andry tsirairay, ka nisy fito isaky ny koronosy ireo.
Malagasy Bible 1865
ary harato sy fesitona miolana amin'ny kapitaly izay teo amin'ny tampon'ny andry avy: fito amin'ny kapitaly iray, ary fito koa amin'ny kapitaly iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy harato sy rojo miolana amin’ny lohany teo amin’ny tampon’ny andry avy: Fito amin’ny lohany iray ary fito koa amin’ny lohany iray hafa.
malagasy
ary harato sy fesitona miolana amin'ny kapitaly izay teo amin'ny tampon'ny andry avy: fito amin'ny kapitaly iray, ary fito koa amin'ny kapitaly iray.