1 Kings 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny andry izy ary nasiany roa andalana manodidina ny asa harato iray, izay hafono ny lohany izay teo an-tampon’ny andry; toy izany koa no nataony tamin’ny lohany iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nasiany voan’ampongabendanitra roa andalana manodidina ny iray amin’ny harato makarakara, hanarona ny koronosy teo an-tampon’ny andry anankiray, dia nataony toy izany koa ny koronosy anankiray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohaingoiny sarin’ampongabendanitra nisy andalana roa koa teo amin’ny harato mandrakotra ny koronosy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny andry izy, ary nisy roa andalana manodidina tamin'ny asa harato iray, hafono ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry; ary toy izany koa no nataony tamin'ny kapitaly iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny andry izy ary nasiany roa andalana manodidina ny asa harato iray, izay hafono ny lohany izay teo an-tampon’ny andry; toy izany koa no nataony tamin’ny lohany iray.
malagasy
Ary nanao ny andry izy, ary nisy roa andalana manodidina tamin'ny asa harato iray, hafono ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry; ary toy izany koa no nataony tamin'ny kapitaly iray.