1 Kings 7:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lohany izay teo an-tampon’ny andry dia nataony mitarehim-boninkazo lisy tahaka ny amin’ny lalantsara fidirana, ary efatra hakiho ny haavony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony mitarehim-boninkazo lisy, efatra hakiho ny haavony, ny koronosy ao an-tampon’ny andry teo amin’ny trano heva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary teo an-tampon’ny andry tsirairay dia nisy koronosy faharoa mirefy roa metatra ny haavony sady miendrika voninkazo lisy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry dia nataony mitarehim-boninkazo lilia tahaka ny amin'ny lavarangana fidirana, ary efatra hakiho ny hahavony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lohany izay teo an-tampon’ny andry dia nataony mitarehim-boninkazo lisy tahaka ny amin’ny lalantsara fidirana, ary efatra hakiho ny haavony.
malagasy
Ary ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry dia nataony mitarehim-boninkazo lilia tahaka ny amin'ny lavarangana fidirana, ary efatra hakiho ny hahavony;