1 Kings 7:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andry dia natsangany teo amin’ny lalantsara fidirana amin’ny tempoly ka nisy ny andry teo ankavanana, nomeny anarana hoe Jakina; ary nisy koa ny andry teo ankavia, izay nataony hoe Boaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natsangany ny andry tamin’ny trano hevan’ny tempoly, ka natsangany ny andry teo ankavanana, ka nataony hoe Jakîna; dia natsangany ny andry teo ankavia, ka nataony hoe Bôaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia natsangana teo anoloan’ny lalantsara mankao amin’ny Toeramasina ireo andry roa; ka ny anaran’ilay teo ankavanana dia Jakîna, izany hoe «Andriamanitra mampiorina mafy», ary ny anaran’ilay teo ankavia dia Bôhaza, izany hoe «Ao amin’Andriamanitra ny hery».
Malagasy Bible 1865
Ary ny andry dia natsangany teo amin'ny lavarangana fidirana amin'ny efitra lehibe: ny andry ankavanana natsangany, ka ny anarany nataony hoe Jakina; ary ny andry ankavia natsangany koa, ka ny anarany nataony hoe Boaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andry dia natsangany teo amin’ny lalantsara fidirana amin’ny tempoly ka nisy ny andry teo ankavanana, nomeny anarana hoe Jakina; ary nisy koa ny andry teo ankavia, izay nataony hoe Boaza.
malagasy
Ary ny andry dia natsangany teo amin'ny lavarangana fidirana amin'ny efitra lehibe: ny andry ankavanana natsangany, ka ny anarany nataony hoe Jakina; ary ny andry ankavia natsangany koa, ka ny anarany nataony hoe Boaza. [Jakina = Hampiorina izy][Boaza = Ao aminy no misy hery (?)]