1 Kings 7:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tampon’ny andry dia nitarehim-boninkazo lisy. Toy izany no nahavitany ny asa momba ny andry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo an-tampon’ny andry dia nisy voan-javatra mitarehim-boninkazo lisy. Toy izany no nahavitan’ny asa momba ireo andry ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no nahavitan’i Hirama ny fanaovana ny andry.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy natao mitarehim-boninkazo lilia teo an-tampon'ny andry. Toy izany no nahavitany ny asa tamin'ny andry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tampon’ny andry dia nitarehim-boninkazo lisy. Toy izany no nahavitany ny asa momba ny andry.
malagasy
Ary nisy natao mitarehim-boninkazo lilia teo an-tampon'ny andry. Toy izany no nahavitany ny asa tamin'ny andry.