1 Kings 7:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny fitoeran’ireo koveta varahina folo indray izy; efatra hakiho ny lavan’ny iray, efatra hakiho koa ny sakany ary telo hakiho ny haavony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao ny tongotra varahina folo izy, efatra hakiho avy ny halavany, efatra hakiho ny zakany, ary telo hakiho ny haavony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao kalesy halimo folo i Hirama; efamira avy izy ireo ka nirefy roa metatra ny lafiny ary iray metatra sy sasany ny haavony.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny fitoeran-tavin-drano varahina folo izy: efatra hakiho ny lavan'ny anankiray, ary efatra hakiho koa ny sakany, ary telo hakiho ny hahavony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny fitoeran’ireo koveta varahina folo indray izy; efatra hakiho ny lavan’ny iray, efatra hakiho koa ny sakany ary telo hakiho* ny haavony.
malagasy
Ary nanao ny fitoeran-tavin-drano varahina folo izy: efatra hakiho ny lavan'ny anankiray, ary efatra hakiho koa ny sakany, ary telo hakiho ny hahavony.