1 Kings 7:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izao ny nanaovana ireo fitoeran’ny koveta ireo: Nisy atiny, ary ireo atiny ireo dia nisy sisiny nihazona azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izao no nanaovana ireo tongotra ireo: Natao am-panoa izy, ary niditra teo anelanelan’ny batàna ny panoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izao no nanaovana ireo kalesy ireo: takelaka halimo matevina ny tanja-drafitra; takelaka halimo kosa no napetaka tanelanelan’ny tanja-drafitra,
Malagasy Bible 1865
Ary toy izao ny asa amin'ireo fitoeran-tavin-drano ireo: nisy kobany izy, ary ireo kobany ireo dia teo anatin'ny sisiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izao ny nanaovana ireo fitoeran’ny koveta ireo: Nisy atiny, ary ireo atiny ireo dia nisy sisiny nihazona azy;
malagasy
Ary toy izao ny asa amin'ireo fitoeran-tavin-drano ireo: nisy kobany izy, ary ireo kobany ireo dia teo anatin'ny sisiny;