1 Kings 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Notafoany hazo sedera ireo efitrano teo ambonin’ny andry izay miisa dimy amby folo isan’andalana ka dimy amby efapolo izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazo sedera no natafony ny trano tambonin’ny efitrano izay ao ambonin’ny andry, 45 ny efitrano fa 15 isan’andalana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny valin-tafo, izay hazo sedera koa, dia mipetraka eo ambony rairainy 45, izany hoe andalana telo misy rairainy 15 avy.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo efi-trano teo ambonin'ny andry notafoany hazo sedera; ary ny isany dia dimy ambin'ny folo isan'andalana, ka dimy amby efa-polo izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Notafoany hazo sedera ireo efitrano teo ambonin’ny andry izay miisa dimy amby folo isan’andalana ka dimy amby efapolo izy rehetra.
malagasy
Ary ireo efi-trano teo ambonin'ny andry notafoany hazo sedera; ary ny isany dia dimy ambin'ny folo isan'andalana, ka dimy amby efa-polo izy rehetra.