1 Kings 7:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo fitoeran’ny koveta ireo dia samy nisy kodiarana varahina efatra sy tanan-kodiarana varahina, ary tamin’ny zorony efatra dia nisy fanamafisana; teo ambanin’ny koveta no nisy ny fanamafisana voarendrika ary nanandrify ny rojo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isan-tongony iray nisy kodiarana varahina avy; ka samy nisy faladiany ny tongony, ary ireo faladiany anidina ireo no tambanin’ny fitoeran-drano sy any an-koatry ny tanjomiolaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny kalesy tsirairay dia nanana kodiarana efatra halimo izay samy nihodina tamin’ny lahin-tangerina halimo. Ireo lahin-tangerina ireo kosa dia naraikitra tamina karazana faladiany teo amin’ny zoro efatra. Ireo faladia ireo dia voarendrika niaraka amin’ny tanja-drafitra, kanefa tsy nihoatra ny fesitaonina.
Malagasy Bible 1865
Ary isan'ireo fitoeran-tavin-drano ireo nisy kodia varahina efatra sy tanan-kodia varahina, ary ny tongony efatra nisy sorony; teo ambanin'ny tavin-drano no nisy ny sorony anidina manandrify ny fesitona tsirairay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo fitoeran’ny koveta ireo dia samy nisy kodiarana varahina efatra sy tanan-kodiarana varahina, ary tamin’ny zorony efatra dia nisy fanamafisana; teo ambanin’ny koveta no nisy ny fanamafisana voarendrika ary nanandrify ny rojo izany.
malagasy
Ary isan'ireo fitoeran-tavin-drano ireo nisy kodia varahina efatra sy tanan-kodia varahina, ary ny tongony efatra nisy sorony; teo ambanin'ny tavin-drano no nisy ny sorony anidina manandrify ny fesitona tsirairay. [Na: ary ny tongony efatra dia tonga sorony]