1 Kings 7:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy fanamafisana efatra teo amin’ny zorony efatra amin’ny fitoeran’ny koveta iray ary mitranga avy eo amin’ny fitoeran’ny koveta ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy faladiany efatra tamin’ny zorony efatry ny tongotra, niray tena tamin’ny tongotra ireo faladia ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo faladia efatra, teo amin’ny zoro efatry ny kalesy, dia nitambatra tamin’ny kalesy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy sorony efatra tamin'ny zorony efatra amin'ny fitoeran-tavin-drano iray, sady nitranga avy teo amin'ny fitoeran-tavin-drano ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy fanamafisana efatra teo amin’ny zorony efatra amin’ny fitoeran’ny koveta iray ary mitranga avy eo amin’ny fitoeran’ny koveta ireo.
malagasy
Ary nisy sorony efatra tamin'ny zorony efatra amin'ny fitoeran-tavin-drano iray, sady nitranga avy teo amin'ny fitoeran-tavin-drano ireo.