1 Kings 7:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka izany no nanaovany ny fitoerana folo ho an’ny koveta, samy natao indray mandrendrika avokoa ary nitovy refy sy nitovy endrika izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nanaovany ny tongotra folo, indray natao anidina, iray habe, iray tarehy avokoa izany rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka izany no nanaovana ny kalesy folo; samy metaly iray ihany, samy mitovy refy ary samy mitovy endrika.
Malagasy Bible 1865
Tahaka izany no nanaovany ny fitoeran-tavin-drano folo: samy natao an-idina avokoa, ary nitovy halehibe sy nitovy tarehy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka izany no nanaovany ny fitoerana folo ho an’ny koveta, samy natao indray mandrendrika avokoa ary nitovy refy sy nitovy endrika izy rehetra.
malagasy
Tahaka izany no nanaovany ny fitoeran-tavin-drano folo: samy natao an-idina avokoa, ary nitovy halehibe sy nitovy tarehy izy.