1 Kings 7:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telo andalana ny rairainy, ary ny varavarankely dia nifanandrify intelo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Telo andalana ny efitrano; intelo mifanandrify koa ny varavarankely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isaky ny lafin-trano dia nisy andalam-baravarankely telo nifanandrify intelo miantoana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rairainy dia telo andalana, ary ny varavarankely dia nifanandrify intelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telo andalana ny rairainy, ary ny varavarankely dia nifanandrify intelo.
malagasy
Ary ny rairainy dia telo andalana, ary ny varavarankely dia nifanandrify intelo.