1 Kings 7:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andry roa sy ny bolany roa amin’ny lohany teo an-tampon’ny andry roa, ny harato roa izay hafono ny bolany roa amin’ny lohany teo an-tampon’ny andry avy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny andry roa, ny koronosy aman-tsikalany boribory roa teny an-tampon’ny andry, ny harato roa manarona ny tsikalana boribory roa amin’ny koronosy eo an-tampon’ny andry,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny andry anankiroa sy ny koronosy boribory roa teo an-tampony; ny karazana harato roa nafono ny koronosy boribory teo an-tampon’ny andry;
Malagasy Bible 1865
dia ny andry roa sy ny boriboriny roa amin'ny kapitaly izay teny an-tampon'ny andry roa, sy ny harato roa izay hafono ny boriboriny roa amin'ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry avy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andry roa sy ny bolany roa amin’ny lohany teo an-tampon’ny andry roa, ny harato roa izay hafono ny bolany roa amin’ny lohany teo an-tampon’ny andry avy
malagasy
dia ny andry roa sy ny boriboriny roa amin'ny kapitaly izay teny an-tampon'ny andry roa, sy ny harato roa izay hafono ny boriboriny roa amin'ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry avy,