1 Kings 7:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny sarin’ampongabendanitra efajato ho amin’ny harato roa, ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny bolany roa amin’ny lohany teny an-tampon’ny andry avy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny voan’ampongabendanitra efajato, tamin’ny harato roa, ampongabendanitra roa andalana isan-karato, nanarona ny tsikalany boribory roa tamin’ny koronosy teny an-tampon’ny andry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny sarin’ampongabendanitra efajato nahantona tamin’ny harato, ka nisy roa andalana isaky ny harato nafono ny koronosy;
Malagasy Bible 1865
ary ny sarin'ampongabendanitra efa-jato ho amin'ny harato roa, ampongabendanitra roa andalana ho amin'ny harato iray hafono ny boriboriny roa amin'ny kapitaly izay teny an-tampon'ny andry avy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny sarin’ampongabendanitra efajato ho amin’ny harato roa, ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny bolany roa amin’ny lohany teny an-tampon’ny andry avy;
malagasy
ary ny sarin'ampongabendanitra efa-jato ho amin'ny harato roa, ampongabendanitra roa andalana ho amin'ny harato iray hafono ny boriboriny roa amin'ny kapitaly izay teny an-tampon'ny andry avy,