1 Kings 7:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fitoeran’ny koveta folo sy ny koveta folo ho eo ambonin’ny fitoerany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tongotra folo sy ny fitoeran-drano folo tambonin’ireo tongotra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny kalesy folo sy ny kovetabe fametraka eo amboniny;
Malagasy Bible 1865
ary ny fitoeran-tavin-drano folo sy ny tavin-drano folo ho eo ambonin'ny fitoerany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fitoeran’ny koveta folo sy ny koveta folo ho eo ambonin’ny fitoerany,
malagasy
ary ny fitoeran-tavin-drano folo sy ny tavin-drano folo ho eo ambonin'ny fitoerany