1 Kings 7:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny koveta lehibe iray sy ny sary omby roa amby folo teo ambaniny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ranomasina sy ny omby 12, teo ambanin’ny ranomasina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fitobian-drano goavana mbamin’ny sarin’ombilahy 12 teo ambaniny;
Malagasy Bible 1865
ary ny tavin-drano lehibe iray sy ny sarin'omby roa ambin'ny folo teo ambaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny koveta lehibe iray sy ny sary omby roa amby folo teo ambaniny,
malagasy
ary ny tavin-drano lehibe iray sy ny sarin'omby roa ambin'ny folo teo ambaniny. [Heb. ranomasina]