1 Kings 7:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany amin’ny tany amoron’i Jordana no nandrendrehan’ny mpanjaka azy tamin’ny tanimanga teo anelanelan’i Sokota sy Zaretana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao amin’ny tany lemak’i Jordany, amin’ny tany be tany manga anelanelan’i Sokôta sy i Sartàna no nasain’ny mpanjaka nanaovana anidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny lohasahan’i Jôrdàna tanelanelan’i Sokôta sy i Tsaretàna no nasain’ny mpanjaka narendrika tao anaty tanimanga ireny.
Malagasy Bible 1865
Teo amin'ny tany amoron'i Jordana no nanaovan'ny mpanjaka an-idina azy tamin'ny tanimanga teo anelanelan'i Sokota sy Zaretana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany amin’ny tany amoron’i Jordana no nandrendrehan’ny mpanjaka azy tamin’ny tanimanga teo anelanelan’i Sokota sy Zaretana.
malagasy
Teo amin'ny tany amoron'i Jordana no nanaovan'ny mpanjaka an-idina azy tamin'ny tanimanga teo anelanelan'i Sokota sy Zaretana.