1 Kings 7:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia napetrak’i Solomona amin’ny toerany ny fanaka rehetra; be dia be izany ka tsy nozahana intsony ny lanjan’ny varahina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Navelan’i Salômôna tamin’izao, fa tsy nolanjaina ireo fanaka rehetra ireo, satria be loatra ka tsy notsapaina ho fantatra marina izay lanjan’ny varahina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia napetrak’i Salômôna tao an-tranon’ny Tompo ireo kojakoja ireo, nefa marobe loatra ka tsy nolanjainy hahitany izay lanjan’ny halimo nampiasaina.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nolanjain'i Solomona ny fanaka rehetra, satria be loatra izy; ary tsy nozahana izay lanjan'ny varahina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia napetrak’i Solomona amin’ny toerany ny fanaka rehetra; be dia be izany ka tsy nozahana intsony ny lanjan’ny varahina.
malagasy
Ary tsy nolanjain'i Solomona ny fanaka rehetra, satria be loatra izy; ary tsy nozahana izay lanjan'ny varahina.