1 Kings 7:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny fanaka rehetra izay ao amin’ny tranon’NY TOMPO i Solomona: Ny alitara volamena sy ny latabatra volamena izay fitoeran’ny mofo atao fanatitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Salômôna koa ny fanaka hafa rehetra izay tao an-tranon’i Iaveh: ny ôtely volamena, ny latabatra volamena fametrahana ny mofo alahatra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampanaovin’i Salômôna koa ny kojakoja volamena rehetra izay nilaina tao amin’ny tranon’ny TOMPO: dia ny alitara volamena; ny latabatra fametrahana ny mofo aterina ho an’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona nanao ny fanaka rehetra izay ao amin'ny tranon'i Jehovah: ny alitara volamena sy ny latabatra volamena, izay fitoeran'ny mofo aseho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny fanaka rehetra izay ao amin’ny tranon’NY TOMPO i Solomona: Ny alitara volamena sy ny latabatra volamena izay fitoeran’ny mofo atao fanatitra;
malagasy
Ary Solomona nanao ny fanaka rehetra izay ao amin'ny tranon'i Jehovah: ny alitara volamena sy ny latabatra volamena, izay fitoeran'ny mofo aseho,