1 Kings 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny varavarana rehetra sy ny tolàna dia natao efa-joro, ary ny varavarankely dia nifanandrify intelo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazo fisaka efa-joro avokoa no nanaovana ny varavarana rehetra sy ny tolàna rehetra ary nifanandrify intelo ny varavarankely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny varavarana rehetra mbamin’ny tolàny dia mahitsizoro avokoa, ary dia nifanandrify ihany koa ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny varavarana rehetra sy ny tolana dia natao efa-joro; ary ny varavarankely nifanandrify intelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny varavarana rehetra sy ny tolàna dia natao efa-joro, ary ny varavarankely dia nifanandrify intelo.
malagasy
Ary ny varavarana rehetra sy ny tolana dia natao efa-joro; ary ny varavarankely nifanandrify intelo.