1 Kings 8:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nivoaka avy tao amin’ny fitoerana masina ny mpisorona dia nameno ny tranon’NY TOMPO ny rahona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nivoaka avy tao amin’ny Fitoerana Masina ny mpisorona dia nameno ny tranon’i Iaveh ny rahona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nivoaka ny Toeramasina ireo mpisorona, dia nisy rahona nameno ny tranon’ny TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Ary nony nivoaka avy tao amin'ny fitoerana masina ny mpisorona, dia nameno ny tranon'i Jehovah ny rahona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nivoaka avy tao amin’ny fitoerana masina ny mpisorona dia nameno ny tranon’NY TOMPO ny rahona.
malagasy
Ary nony nivoaka avy tao amin'ny fitoerana masina ny mpisorona, dia nameno ny tranon'i Jehovah ny rahona;