1 Kings 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy NY TOMPO tamin’i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an’ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kanefa hoy i Iaveh tamin’i Davida raiko: Rehefa nanan-kevitra hanao trano ho an’ny Anarako ianao, dia tsara ny nanaovanao izany hevitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa dia hoy ny TOMPO taminy: «Tao am-ponao ny fikasana hanorina tempoly ho voninahitro, dia tsara tokoa izany fikasanao izany;
Malagasy Bible 1865
Nefa hoy Jehovah tamin'i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an'ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy NY TOMPO tamin’i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an’ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany.
malagasy
Nefa hoy Jehovah tamin'i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an'ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany.