1 Kings 8:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa kosa tsy ianao no hanorina ny Trano fa ny zanakao izay haterakao; izy no hanorina ny Trano ho an’ny anarako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saingy tsy ianao no hanao ny trano, fa ny zanakao lahy, izay naloaky ny kibonao, no hanao ny trano ho an’ny Anarako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy tsy ianao no hanorina izany, fa ny zanakao lahy haterakao. Izy no hanorina tempoly ho voninahitro.»
Malagasy Bible 1865
Kanefa kosa tsy ianao no hanao ny trano, fa ny zanakao izay haterakao, izy no hanao ny trano ho an'ny anarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa kosa tsy ianao no hanorina ny Trano fa ny zanakao izay haterakao; izy no hanorina ny Trano ho an’ny anarako.
malagasy
Kanefa kosa tsy ianao no hanao ny trano, fa ny zanakao izay haterakao, izy no hanao ny trano ho an'ny anarako.