1 Kings 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivory tao amin’i Solomona mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’ny Israely tamin’ny andro firavoravoana tamin’ny volana Etanima na ny volana fahafito.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nivory tao amin’i Salômôna mpanjaka avokoa ny lehilahy rehetra amin’i Israely, tamin’ny fety, amin’ny volana Etanima, volana fahafito.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tafavory teo amin’i Salômôna mpanjaka ny vatan-dehilahy israelita rehetra nandritra ilay fety fanao amin’ny volana Etanima, dia ny volana fahafito izany.
Malagasy Bible 1865
Dia nivory ho any amin'i Solomona mpanjaka ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely tamin'ny andro firavoravoana tamin'ny volana Etanima (volana fahafito izany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivory tao amin’i Solomona mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’ny Israely tamin’ny andro firavoravoana tamin’ny volana Etanima na ny volana fahafito.
malagasy
Dia nivory ho any amin'i Solomona mpanjaka ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely tamin'ny andro firavoravoana tamin'ny volana Etanima (volana fahafito izany).