1 Kings 8:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nijoro teo anoloan’ny alitaran’NY TOMPO teo anatrehan’ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, i Solomona sady namelatra ny tanany nanandrify ny lanitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tao anoloan’ny ôtelin’i Iaveh i Salômôna, nanatrika ny fiangonan’i Israely rehetra sy nanandratra ny tanany mankany an-danitra ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana teo anoloan’ny alitara n’ny TOMPO sady nanatrika ny Israelita rehetra tafangona i Salômôna, ka nanandra-tanana nanandrify ny lanitra
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona nitsangana teo anoloan ny alitaran'i Jehovah teo anatrehan'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka namelatra ny tànany nanandrify ny lanitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nijoro teo anoloan’ny alitaran’NY TOMPO teo anatrehan’ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, i Solomona sady namelatra ny tanany nanandrify ny lanitra
malagasy
Ary Solomona nitsangana teo anoloan ny alitaran'i Jehovah teo anatrehan'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka namelatra ny tànany nanandrify ny lanitra