1 Kings 8:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, ry Andriamanitry ny Israely ô, mifona aminao aho, aoka ho to anie ny teninao izay nolazainao tamin’i Davida raiko mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, ry Andriamanitr’i Israely, dia aoka ho tanteraka anie ny teny nataonao tamin’i Davida raiko mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny àry, ry Andriamanitr’i Israely ô, ho to anie ny fampanantenana voalazanao tamin’i Davida raiko sady mpanomponao!
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny ry Andriamanitry ny Isiraely ô, mifona aminao aho, aoka ho tò anie ny teninao, izay nolazainao tamin'i Davida raiko mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, ry Andriamanitry ny Israely ô, mifona aminao aho, aoka ho to anie ny teninao izay nolazainao tamin’i Davida raiko mpanomponao.
malagasy
Koa ankehitriny ry Andriamanitry ny Isiraely ô, mifona aminao aho, aoka ho tò anie ny teninao, izay nolazainao tamin'i Davida raiko mpanomponao.