1 Kings 8:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa atreho ny vavaka sy ny fifonan’ny mpanomponao, ry TOMPO Andriamanitro ô, mba hohenoinao ny fitarainana sy ny vavaka izay ataon’ny mpanomponao eto anatrehanao anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa, ry Iaveh Andriamanitra ô, tsimbino ny vavaka amam-pifonan’ny mpanomponao, henoy ny fiantsoam-pifaliana sy ny fangatahana ataon’ny mpanomponao eo anatrehanao anio;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na izany aza, ry TOMPO Andriamanitro ô, mba atreho ny vavaka amam-pifonako; eny, mba henoy ny antso sy ny vavaka izay ataoko eto anatrehanao anio.
Malagasy Bible 1865
Koa atreho ny fivavaka sy ny fifonan'ny mpanomponao, Jehovah Andriamanitro ô, mba hohenoinao ny fitarainana sy ny fivavaka izay ataon'ny mpanomponao eto anatrehanao anio,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa atreho ny vavaka sy ny fifonan’ny mpanomponao, ry TOMPO Andriamanitro ô, mba hohenoinao ny fitarainana sy ny vavaka izay ataon’ny mpanomponao eto anatrehanao anio.
malagasy
Koa atreho ny fivavaka sy ny fifonan'ny mpanomponao, Jehovah Andriamanitro ô, mba hohenoinao ny fitarainana sy ny fivavaka izay ataon'ny mpanomponao eto anatrehanao anio,