1 Kings 8:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hihiratra andro aman’alina amin’ity trano ity ny masonao, dia amin’ny toerana nolazainao hoe: Ao no hisy ny anarako, mba hihainoanao ny vavaka izay ataon’ny mpanomponao izay manatrika ity toerana ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ataovy mihiratra andro aman’alina amin’ity trano ity anie ny masonao, dia amin’ny fitoerana izay nilazanao hoe: Ho ao ny Anarako; ka henoy ny vavaka ataon’ny mpanomponao amin’ity fitoerana ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hojerenao amin-kamorampo andro aman’alina ity tempoly ity, dia ilay toerana nolazainao fa hampitoeranao ny voninahitrao. Koa mba henoy ny vavaka izay ataoko, rehefa mitodika amin’ity toerana ity aho.
Malagasy Bible 1865
mba hihiratan'ny masonao andro aman'alina amin'ity trano ity, dia amin'ny fitoerana nolazainao hoe: Ho ao ny anarako hihainoanao ny vavaka izay ataon'ny mpanomponao manatrika ity fitoerana ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
mba hihiratan'ny masonao andro aman'alina amin'ity trano ity, dia amin'ny fitoerana nolazainao hoe: Ho ao ny anarako hihainoanao ny vavaka izay ataon'ny mpanomponao manatrika ity fitoerana ity.