1 Kings 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga ny loholon’ny Israely rehetra ka ny mpisorona no nitondra ny vata misy ny Fanekena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga ny loholona rehetra amin’i Israely, dia nentin’ny mpisorona ny Fiara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga avokoa ny loholon’i Israely, dia noraisin’ireo mpisorona ny Vatamasina.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga ny loholon'ny Isiraely rehetra, ary ny mpisorona no nitondra ny fiara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga ny loholon’ny Israely rehetra ka ny mpisorona no nitondra ny vata misy ny Fanekena*.
malagasy
Ary tonga ny loholon'ny Isiraely rehetra, ary ny mpisorona no nitondra ny fiara;