1 Kings 8:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa henoy ny fifonan’ny mpanomponao sy ny Israely olonao rehefa mivavaka manatrika ity toerana ity izy; dia mihainoa any an-danitra fonenanao Ianao; eny, mihainoa ka mamelà heloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy ny fifonan’ny mpanomponao sy i Israely vahoakanao, raha mivavaka amin’ity fitoerana ity izy; mihainoa any amin’ny fitoeram-ponenanao any an-danitra, mihainoa, ka mamelà heloka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba henoy ny fifonako sy ny an’ilay Israely vahoakanao, rehefa mivavaka mitodika amin’ity toerana ity izahay. Mba mihainoa any an-danitra toeram-ponenanao Ianao; eny, mihainoa anay ka mamelà ny helokay.
Malagasy Bible 1865
Ary henoy ny fifonan'ny mpanomponao sy ny Isiraely olonao, raha mivavaka manatrika ity fitoerana ity izy; dia mihainoa any an-danitra fonenanao Hianao; eny, mihainoa ka mamelà heloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa henoy ny fifonan’ny mpanomponao sy ny Israely olonao rehefa mivavaka manatrika ity toerana ity izy; dia mihainoa any an-danitra fonenanao Ianao; eny, mihainoa ka mamelà heloka.
malagasy
Ary henoy ny fifonan'ny mpanomponao sy ny Isiraely olonao, raha mivavaka manatrika ity fitoerana ity izy; dia mihainoa any an-danitra fonenanao Hianao; eny, mihainoa ka mamelà heloka.