1 Kings 8:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha resy eo anoloan’ny fahavalo ny Israely olonao noho ny nanotany taminao ary miverina aminao sy manaiky ny anaranao indray ka mivavaka sy mifona Aminao eto amin’ity trano ity izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony resin’ny fahavalony i Israely vahoakanao noho izy nanota taminao, raha miverina aminao sy manome voninahitra ny Anaranao izy, ka manao fivavahana sy fifonana aminao eto amin’ity trano ity,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety ho resim-pahavalo ny Israelita vahoakanao noho ny nanotany taminao. Rehefa miverina aminao izy ka midera ny anaranao ary mivavaka sy mifona aminao eto amin’ity tempoly ity,
Malagasy Bible 1865
Raha resy eo anoloan'ny fahavalo ny Isiraely olonao noho ny nanotany taminao, ary miverina aminao sy manaiky ny anaranao indray ka mivavaka sy mifona aminao eto amin'ity trano ity izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha resy eo anoloan’ny fahavalo ny Israely olonao noho ny nanotany taminao ary miverina aminao sy manaiky ny anaranao indray ka mivavaka sy mifona Aminao eto amin’ity trano ity izy,
malagasy
Raha resy eo anoloan'ny fahavalo ny Isiraely olonao noho ny nanotany taminao, ary miverina aminao sy manaiky ny anaranao indray ka mivavaka sy mifona aminao eto amin'ity trano ity izy,