1 Kings 8:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mihainoa any an-danitra Ianao ka mamelà ny fahotan’ny Israely olonao, ary ampodio amin’ny tany nomenao ny razany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia mihainoa azy Ianao any an-danitra, ka avelao ny fahotan’i Israely vahoakanao ary ampodio amin’ny tany nomenao ny razany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mba mihainoa avy any an-danitra Ianao, TOMPO ô, ka mamelà ny fahotany ary mamerena azy indray amin’ny tany izay nomenao ny razany.
Malagasy Bible 1865
dia mihainoa any an-danitra Hianao, ka mamelà ny fahotan'ny Isiraely olonao, ary ampodio amin'ny tany nomenao ny razany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mihainoa any an-danitra Ianao ka mamelà ny fahotan’ny Israely olonao, ary ampodio amin’ny tany nomenao ny razany izy.
malagasy
dia mihainoa any an-danitra Hianao, ka mamelà ny fahotan'ny Isiraely olonao, ary ampodio amin'ny tany nomenao ny razany izy.