1 Kings 8:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mihantona ny andro ka tsy misy ranonorana noho ny nanotan’ny olona Taminao, nefa mivavaka manatrika ity toerana ity izy ary manaiky ny anaranao sady miala amin’ny fahotany, satria ampahorinao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony mihantona ny andro ka tsy milatsaka ny orana, noho ny nataon’izy ireo taminao, raha mivavaka aminao eto amin’ity fitoerana ity izy, sy manome voninahitra ny Anaranao, sady miala amin’ny fahotany, fa nampahorinao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety koa hikatona ny lanitra ka tsy misy ny orana noho ny nanotan’ny Israelita taminao. Rehefa mivavaka mitodika amin’ity toerana ity izy ka midera ny anaranao sady miala amin’ny fahotany satria nampahorinao,
Malagasy Bible 1865
Raha mihantona ny andro ka tsy misy ranonorana noho ny nanotan'ny olona taminao, ka mivavaka manatrika ity fitoerana ity izy ka manaiky ny anaranao sady miala amin'ny fahotany, satria ampahorinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mihantona ny andro ka tsy misy ranonorana noho ny nanotan’ny olona Taminao, nefa mivavaka manatrika ity toerana ity izy ary manaiky ny anaranao sady miala amin’ny fahotany, satria ampahorinao,
malagasy
Raha mihantona ny andro ka tsy misy ranonorana noho ny nanotan'ny olona taminao, ka mivavaka manatrika ity fitoerana ity izy ka manaiky ny anaranao sady miala amin'ny fahotany, satria ampahorinao,