1 Kings 8:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mosary amin’ny tany, na areti-mandringana, na mainan’ny hafanana ny vary, na maty fotsy, na koa misy valala sy sompanga, na misy fahavalo manao fahirano azy ao amin’ny taniny, dia ao amin’ny tanànany, ka na inona fahoriana, na inona aretina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy mosary amin’ny tany, na misy pesta, na misy aretim-bary, na niela, na valala, na kasily, na avy izay hanaovan’ny fahavalo fahirano azy amin’ny taniny, amin’ny vavahadiny, na hisian’ny loza aman’aretina, na inona na inona izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety hisy mosary eto amin’ity tany ity na areti-mandringana, mety ho mainan’ny rivotra na ho lo am-potony ny vary, na koa hisy andiam-balala sy sompanga tonga; mety hisy fahavalo manao fahirano ireo Israelita ao amin’ny tanàna anankiray, na koa hipoitra ny fahoriana aman’areti-mifindra isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
Raha misy mosary amin'ny tany, na areti-mandringana, na mainan'ny rivotra ny vary, na maty fotsy, na misy valala sy sompanga, na misy fahavalo manao fahirano azy ao amin'ny taniny, dia ao amin'ny tanànany, na inona fahoriana, na inona aretina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mosary amin’ny tany, na areti-mandringana, na mainan’ny hafanana ny vary, na maty fotsy, na koa misy valala sy sompanga, na misy fahavalo manao fahirano azy ao amin’ny taniny, dia ao amin’ny tanànany, ka na inona fahoriana, na inona aretina,
malagasy